Ny FARM Madagascar dia anisan’ny fikambanana nanana solo-tena nanatrika ireo fampiofanana izay nomen’ny Université Paysanne « UP » Madagascar izay tohanan’ny FORMAGRI, nandritra ireo andiany nifanesy Ny tanjon’ity fampiofanana ity dia ny fanampiana ireo tantsaha hanana fahalalana sy fahaiza-manao mivelatra, indrindra eo amin’ny sehatry ny haitaky ho fiarovana ny zò sy ho fanamafisana ny feon’ny vehivavy tantsaha.